Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Lozam-piarakodia RN2
  Fiara lehibe iray nivadika ka nonohana ny lalana
  Fiarakodia lehibe mpitatitra kraoma indray no nivadika tao Marovoalavo izay PK 41Km, tsy hidirana an’ny tananan’ny Moramanga, tamin’ny Asabotsy faha 02 May, tokony tamin’ny 1 ora maraina teo. Voalaza fa irony fiara lehibe izay mihisatra amin’ny alalan’ny rivotra irony ity tra-doza ity. Araka ny fanadihadiana ary dia noho ny fahalanian’ny rivotra ampihisarana an’ilay fiara no nahatonga ny loza. Soa ihany aloha tsy nisy ny aina nafoy fa ilay mpamily kosa no naratra mafy, ka noentina notsaboina tany amin’ny hopital Moramanga.
 
(102) Cyril B. : 05-05-2015 - 10:06

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image