Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  56 taona ny nahazahoana ny fahaleovan-tena
  Nanokana andro niaraha-nifaly ny ekipan’ny Radio Voanio
  Faha 56 taona nahazahoana ny fahaleovan-tena isan’ny tsy diso anjara amin’izany ny ekipan’ny Radio Voanio. Ny andron’ny Asabotsy faha 25 jona 2016 no niara-nifaly sy nankalazana ny fetim-pirena Malagasy ny ekipan’ny Radio voanio. Isan-taona, dia misy foana ny fiaraha mifaly sy mikorana rehefa amin’ny adro fety toy izao, isany antom-pisian’izao fiaraha milanonana sy mikorana kely izao ihany koa no mba hifampiresahana misimisy kokoa ny ivelan’ny asa akotry ny fifaneraserana ara-kasa andavan’andro.
Tsapa tokoa mantsy fa ny ankamaroan’ny fotoanan’ny tsirairay avy dia saika aty ampiasana noho izany dia efa tokan-trano iray ny ekipan’ny Radio Voanio ka rariny loatra raha mba manao fety miaraka. Nisy ny fiarahana nitsakitsaky ary nofaranana tamin’ny fanapahana mofomamy 56 taona ny fahaleovan-tena izany.
 
(122) S. Lantomalala : 27-06-2016 - 07:21

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image