Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Trano fonenana manaram-penitra
  40% ny asa no efa vita
  Androany 19 may 2021 no nitsidika ny asa fanamboarana ny trano fonenana manaram-penitra hoan'ny vahoaka malagasy etsy Tanandava, izay fampanantenan'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, ny Governora ny faritra atsinanana Andriamatoa Rafidison Richard Théodore. Hita taratra teny an-toerana hoy izy fa efa mahery ny 40% ny fandrosoan'ny asa no efa vita. Tokantrano maherin'ny 100 no hisitraka ity trano fonenana manaram-penitra ity na "logement sociaux". Tsy diso anjara amin'ny fampandrosoana ny faritra isika satria dia tsy farany ity fa fanombohanan ihany ny amin'foto-drafitr'asa maro mbola ho atao aty amin'ny faritra atsinanana hoy ny Governora.
 
(207) S.Lantomalala : 19-05-2021 - 14:30

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image