Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Dr H.Sablon
  Lovan'ny covid 19
  Lavon'ny valan'aretina covid 19 tamin'ny alarobia 19 may 2021 lasa teo i Dr Herinirina Sablon Angelin Emilson. Maro ny sehatra nahitana azy teo amin'ny fitsaboana sy fampianarana: Chef de service de bloc opératoire tao amin'ny CHU Analakininina hopitaly be, Chirurgien des Hôpitaux, Maître des conférences de l'enseignement supérieur Faculté de Médecine Université Toamasina. Banga tanteraka ny firafitry ny fitsaboana eto Toamasina, very olona manga, lavo ny andrarezina. Araka ny nambaran'ny havany akaiky dia efa tao anatin'ny andro maromaro izy no nitsabo tena nohon'ny valan'aretina covid 19. Izy no lasa nodimandry fa ny asany mitoetra.
Mandriampiadanana Dr Sablon.
 
(209) R.Sar'aha : 20-05-2021 - 09:00

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image