Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Fankalazana ny andro nasionalin’ ny andron’ny zandarimaria Malagasy
  Hetsika fampirantiana teto Toamasina
  Isany tandroka aro vozon’ny firenena malagasy ny zandarimaria Malagasy. Tapaka fa 2 aprily no fankalazana ny andron’ny zandarimariam-pirenena Malagasy, efa roa taona mantsy izay ny nakalazana io andro io.
Misy antony manokana no nakalazana azy io raha ny nambaran’I jeneraly RATSIRONKAVANA Violet Clement, satria 2 aprily 1969 no nandray commandement gendarmerie voalohany ny manamboninahitra malagasy voalohany dia i colonel RATSIMANDRAVA Charles. Araky ny fantatra hatrany dia mankalaza io daty avokoa ny zandarimariam-pirenena rehetra manerana ny nosy. Raha ny tantara no tsiahivina taorian’ny nahazoana ny fahazoana ny fahaleovantena dia nisy ny nampiavaka ny zandarimaria Malagasy satria talohany taona 1969 dia mbola ny zandarimaria Frantsay no nitondra tamin’izany fotoana izany. sady ihany koa misy ny souverains de personnalités. Ny nampiavaka ity hetsika ity ny fanaovana varavarana misokatra hoan’ny olona rehetra sy ny mpianatra ihany koa tao amin’ny Groupement de la Gendarmerie Atsinanana.
 
(29) Prud′homme RAKOTOSON : 04-04-2014 - 18:00

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image