Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Fandrombaka 2014
  Miisa 1980 ny mpadray anjara avy amin'ny farira 22
  Nofaranana ny asabotsy faha 20 septembre 2014 ny fifaninanana ara-panatanjahantena an-tsekoly izay natomboka ny faha 12 volana septembre lasa teo. Tonga nanome voninahitra izany ny minisitry ny fanabeazampirenena sy ny minisitry ny fanabeazampirenena asa vaventy sy ny famantarana ny toetry ny andro sy ireo manampahefana teto antoaerana.fantra fa miisa 1980 eo eo ny fitambaran’ireo tanora sy delegasionina nifaninana tamin’izao lalao fandrombaka 2014 izao ary amboara miisa 107 no nomena ireo mpifaninana tamin’izany ka toy izao ny vokatra izay voarainay tamin’ireo vokatra ny andro famaranana :

             Hand Ball
Cadette fille Cadet Garçon
1 Sofia 1 Analamanga
2 Horombe 2 Atsimo Andrefana
3 Atsimo Andrefana 3 Haute Matsiatra

             Basket Ball                        Volley Ball
Minime Fille Cadet Garçon   Cadette Fille
1 Amoron’i Mania 1 Atsimo Andrefana 1 Atsinanana
2 Itasy 2 Analamanga 2 Analamanga
3 Diana 3 Ihosy 3 Alaotra Mangoro

             Foot Ball - Garçon
Benjamin Minime Cadet
1 Atsinanana 1 Sofia 1 Sofia
2 Vakinakaratra 2 Menabe 2 Atsimo andrefana
3 Betsiboka 3 Atsimo Atsinanana 3 Androy

Isan’ny tafiditra ao anatin’ny meilleur delegasionina ny faritra Atsimo Andrefana ary isany nahazo medaly volamana betsaka indrindra. Araka ny fantatra hatrany dia ny faritra Atsinanana sy ny faritra Sofia no nibata ny amboara tamin’ny fifaninanana collectif, teo amin’ny amboara meilleurs delegations apres phase citerieure kosa indray dia mbola lasa ny faritra Atsinanana. Fantatra fa any amin’ny faritra Diana indray no hanaovana jeux nationaux du sport scolaire regional 2015.
 
(79) Prud′Homme RAKOTOSON : 23-09-2014 - 18:20

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image