(23/09 - 22/10)
Adimizana
Fanandrona : 18 Oktobra 2021

Fahasalamana : Azo lazaina fa milamina ny toe-pahasalaman′ny adimizana @ ankapobeny.

Asa : Miareta kely ianao amin′ny taratasin′asa izay andrasanao.

Fitiavana : Tsy misy ny olana fa azo lazaina ho mizotra tsara aloha izany hatreto.
Fanandrona Oktobra
AndroanyNomanin' ny ASTROMANIA