(21/03 - 19/04)
Alahamady
Fanandrona : 19 Oktobra 2018

Fahasalamana : Tokony hitandrina eo @ fahasalamana ianareo izay teraka ny 11 -20 Avril fa tsy dia tsara loatra ho anareo izany anio.

Asa : Tsy milamina ny vintam-bolanareo 2ème décan ka tandremo tsara ny fitantanana.

Fitiavana : Ho an?ny alahamady dia mety handalo olàna ny sasany aminareo eo @ sehatry ny fitiavana anio sy rahampitso ka mitandremà, indrindra fa 1er décan izay teraka ny 21-31 Mars.
Fanandrona Oktobra
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA