(22/12 - 19/01)
Adijady
Fanandrona : 19 Oktobra 2018

Fahasalamana : Tandremo ny sakafo mamy be loatra ho anareo izay teraka ny 11-20 Janvier androany fa tsy tsara ho an′ny toe-pahasalamanao izany anio.

Asa : Tandremo ny fitantanam-bola ho anareo izay teraka ny 1er-10 Janvier fa tsy eo akaikinareo ny vintam-bola.

Fitiavana : Mitandremŕ ianareo 1er décan izay teraka ny 21-31 Décembre fa malomaloka ny vintam-pitiavanareo raha ny fahitana azy.
Fanandrona Oktobra
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA