(20/04 - 20/05)
Adaoro
Fanandrona : 19 Aogositra 2018

Fahasalamana : Mbola ilÓna fitandremana hatrany ny fahasalamana ho anareo adaoro 1er dÚcan fa mbola ao anatin?ny tsy fahasalamana no mbola mikorontana ihany koa ny vintana mahakasika an?izany

Asa : Tokony hizara fahefana bebe kokoa amin?ny mpiara miasa aminao ianao dia hahavita asa betsaka noho izao

Fitiavana : Fahavalon?ny fitiavana ny hasarotam-piaro diso toerana ka tandremo tsara izany.
Fanandrona Aogositra
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA