(21/05 - 20/06)
Adizaozo
Fanandrona : 24 Septembra 2017

Fahasalamana : somary mavesabesatra ny ao @hatoka ka tsara raha maka aina aloha ianao mba tsy hitarika aretina izany.

Asa : mitandrema ihany koa @resaka asa fa tsy dia tsara loatra ny vintana arak′asanareo anio.

Fitiavana : tsara ny sehatry ny fitiavana anio fa aza manahy.
Fanandrona Septembra
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA