(23/07 - 22/08)
Alahasaty
Fanandrona : 18 Janoary 2018

Fahasalamana : Amin′ny ankapobeny dia marefo ny toe-pahasalaman′ny alahasaty ka ilÓna fitandremana izany.

Asa : Tandremo ny asa atao fa somary mavesabesatra ny vintana, indrindra fa ho an′ny 1er sy 2Ŕme dÚcan.

Fitiavana : Mandalo olÓna ihany koa ny vintam-pitiavanao ka ilÓna fitandremana ny @izany.
Fanandrona Janoary
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA