(23/08 - 22/09)
Asombola
Fanandrona : 20 Aogositra 2017

Fahasalamana : tandremo ny arerahana fa raha marary eo mantsy dia ho sahirana satria ho betsaka ny vola holaninao @fitsabona.

Asa : raha maniry hindram-bola any @banky na microfinance ianao dia mety aminao ny andro anio.

Fitiavana : ho tafaresaka amina olona maromaro ianao saingy tsy misy tena matotra fa kilalao fotsiny ihany ny ao antsain′izy ireo fa tsy tena fitiavana.
Fanandrona Aogositra
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA