(23/09 - 22/10)
Adimizana
Fanandrona : 30 Jolay 2021

Fahasalamana : Mety harary vavony ianao raha tsy mitandrina @ sakafo mavesatra, indrindra fa ho anareo 2eme decan izay teraka ny 1er-10 Octobre.

Asa : Mety hisy tohana ny eo @ lafin′ny asa ho an′ny sasany aminareo adimizana ka ilana fitandremana ny @izany ho anareo izay teraka ny 21 Sept-10 Oct.

Fitiavana : Raha ho an′ny ankamaroan′ny adimizana aloha dia milamina ny sehatry ny fitiavana anio.
Fanandrona Jolay
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA