| Vaksiny "AstraZeneca" | | | Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny | | Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po. | | |
| CISCO Toamasina I | | | Nizara DLM 221 isa | | Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay. | | |
| Fetin'ny reny | | | Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana | | Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany. | | |
| Lahatenin'ny Filoha | | | Misokatra ny lalana manerana ny nosy | | Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021. | | |
| Masova 501 | | | Notokanana androany ny tranobe ny serasera sy ny kolontsaina teto Toamasina | | Notokanana androany 28 may 2021 ny tranobe ny serasera sy ny kolontsaina etsy amin'ny araben'ny fahaleovantena izay nampitondraina ny anarana hoe "Masova 501". Raha tsiahivina dia ny sabotsy 9 novambra 2019 no nametrahana ny vato fototra an'ity tranobe ity. | | |
| Toerana fanasan-damba Anjoma | | | Mitonon-tena ho tompony ny karana iray | | Mpanasa lamba miisa 30 no matahotra no ho very asa nohon'ny fibodoanan'ny terantany karana iray ny toerana fanasan-damba ao amin'ny fokontany Anjoma Toamasina. Efa ho 40 taona mahery moa no nisin'ity toerana fanasan-damba ity ary mamelona olona maro eo amin'ny asa fanasana lamba. | | |
|