(23/09 - 22/10)
Adimizana
Fanandrona : 23 Septembra 2021

Fahasalamana : Ho tsara ny fahasalaman′ireo izay teraka ny 21-30 Septembre raha hain′izy ireo ny mandamina tsara ny sainy.

Asa : Tandremo ny fitantanam-bola ho anareo izay teraka ny 1er-10 Octobre.

Fitiavana : Ao aminao ny fahatokisan-tena ka tohizo.
Fanandrona Septembra
RahampitsoNomanin' ny ASTROMANIA