Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Tsy nisy nahafantratra ny niandohany !
  Fatin`dehilahy hita tamin`ny sisiny arabe tao Depot
  Tsy fantatra mazava izay antony tena nahafaty ity Ray mpianakaviana ity tokotokony ho 50 taona eo eo, izay hita faty tamin`ny sisin’ny arabe tao Depot Analakininina P/lle 23/44 C8, androany, atalata maraina 10 jona 2014. Araka ny fijerin’ny maro dia mety ho tamin`ny 2 ora maraina tany ho any no nahafatesan’ ity Ray mpianakaviana ity, izay fantatry ny maro amin`ny anarana hoe Dada Gy.
Mpanamboatra bisikileta amin`ny lalana makany amin`ny sekoly Stella Maris iny no asan’ I Dada Gy. Fiara mpitondra mofo maraina no nahita an`ity razana ity ary tonga de nampandre any vahoaka manodidina avy hatrany.
Ny maraina tokony ho tamin`ny fito ora sy sasany teo eo dia efa tonga nizaha ny razana ny manam-pahefana sy ny mpitsabo.
 
(56) Anderson RAVO : 10-06-2014 - 10:15

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image