Ady amin'ny famotsiam-bola


  Fahitan'ny manampahaizana vahiny ny zava-misy

Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités

Login Password
Register Forgot Password?
Varavarana misokatra ho an’ny fananan-tany
Famaranana ny atrik'asa teto Toamasina
Ny minisim-panjakana misahana ny tetik'asa ny filoham-pirenena Atoa RAFIDIMANANA Narson no nitarika izany, ny zoma faha 29 ny volana jolay 2016 lasa teo tamin'ny efitrano malalaka ny faritra Atsinanana no nanaovana ny famaranana raha tao ami'ny kaominina andrenivohitry ny Toamasina no nanaovana ny fanokafana izany tamin’ny alakamisy 28 jolay. Nivotra tao anatiny izany ny fampahafantarana ireo dingana atao amin'ny fikarakarana ny taratasy ahazahoana ny tany ho any olona tehahazo izany. Nahaliana ny olona tokoa izany ka maro ireo nitondra ny fitarainany sy nangataka fanazavana misimisy kokoa, izay nifandrimbonany ireo tompon'andraikitra teo anivon’ny fananan- tany ny famaliana ny fanontaniana niantefa tamin'izy ireo.
Araka ny resaka nifanaovana tamin'ny minisitra Atoa RAFIDIMANANA Narson dia ny teto Toamasina no nanombohana ny atrik'asa iarahana amin'ny vaohaka izany ka ezahana atao manerana ny nosy.
Nisy ihany koa ny fanakianana natao ny olona fa ny fanjakana mihitsy no mamarotra tany amin'ny mpambola sy ny vazaha, nitondra ny nanazava mahakasika izany Atoa RAFIDIMANANA Narson, minisim-panjakana misahana ny tetika’asa ny filoham-pirenena, ary nanamafy fa tsy nanao izany ny fitondram-panjakana. Irinra ny fahombiazana amin’ny artik'asa mihainga ifotony ary mbola hotohizana izany mba ahafantaran’ny malagasy ny tokony ataony ahazahoany mikarakara amin’ny ny tany hipetrahany tsy ho vaoelingeline mba tsy ho tompony mangataka ny atiny intsony Malagasy, hoy hatrany Atoa minisitra.
VAVIROA Marcelline : 30-07-2016 - 10:33
Fifidianana 2018
Hotomobana araka ny tokony ho izy ve?
Fifidianana io no lohahevitra niarahana tamin’ny fandaharana Miray Feo ho an’ny fiarahamonina mirindra tamin’ny onjam-peo Radio Voanio, FM 98.2, ka nanasana an’ny solombavambahoakan’ny Madagasikara voafidy tao Toamasina II Atoa Roilahy Jonah teo ihany koa Atoa Maro Roland, President Commission Electoral - Provincial de Toamasina, ary Rtoa Viviane Rahariniaina avy ao amin’ny Ino Maresaka Tamatave. Nafana ny adihevitra ny mpihaino ihany koa dia niezaka ny naneho ny heviny na tamin’ny alalan’ny 034 44 444 44 na tamin’ny fanehoan-kevitra tamin’ny facebook Voanio Toamasina
Lanto : 16-02-2018 - 09:20... Lire la suite

 

Noelin’Ankizy 2017
6èmeédition
Tontosa ny asabotsy faha 23 desambra ny hetsika izay karakarain’ny Radio Voanio, isan-taona, ny Noelin’Ankizy. Ankizy avy amin’ny sekoly ambaratonga voalohany na EPP miisa enina no nandray anjara tamin’izany. Kilonga miisa 30 avy amin’ny kilasy GS na CP1 no naira-nidola, nihira sy nampiseho talenta.
JL : 28-12-2017 - 08:33... Lire la suite

 

Jeune Chambre International Toamasina
Nanolota ny asa vita tao amin’ny EPP Ambohijafy
Navaozin’ny JCI na ny Jeune Chambre International eto Toamasina indray ny tranom-pianarana 2 efitra etsy amin’ny EPP Ambohijafy, izay fanatsarana niharahan’izy ireo niaraka tamin’ ny ZAZASOA, izay fikambanan’ny mpianatra any Frantsa mpiara-miasa efa ela amin’ny JCI eto Toamasina. Efa nisy ny fanavaozana ny tranom-pianarana efitra roa ny taona 2016
R Prud'Homme : 12-07-2017 - 15:12... Lire la suite

 

Voix Talen’Est
1/2 Final
Lanonana roa sosona no notanterahina teto amin’ny Radio Voanio ny farany herinandro lasa teo, ny 23 desambra dia nankalaza ny noelin’ny ankizy, ny 24 desambra kosa dia mbola notanterahana tato amin’ny hefitrano malalaky ny Radio Voanio ny fifaninanan-kira Voix Talen’Est manasa-dalana.
Maro ireo mpijery no tonga, fa indrindra ireo nanotrona sy nanohana ireto...
Lantomalala : 26-12-2016 - 11:05... Lire la suite

 

Nom de l'image