Rue Rolland Garros Toamasina 501


Toujours plus de nouveaut?s !


des informations et des actualités


   
  Iray andro mialohan’ny 54 taona nahazahoana ny fahaleovantena
  Fanolorana Mariboninahitra
  Toy ny fanao isan-taona dia iray andro mialoha ny 26 jona no nanantanterahana ny fanomezana ny mariboninahitra isan-tsokajiny ho any ireo voahositra sy izay nahavita asa be teto amin’ny firenena. Natao tetsy amin`ny araben’ ny fahaleovantena, manoloana ny lapan’ny faritra Atsinanana no nanaovana ny lanonana, notarihin’ny Rtoa NDAHIMANANJARY Johanita, Minisitry ny rano, ny lehibe ny faritra Antsinanana Atoa TALATA Michel sy iero olom-panjakana maro, ny sekretera jeneralin’y faritra,
Chef Disitrika ny Toamasina I sy ny Toamasina II, PDS commune renivohitra Toamasina sy ireo olona manankaja maro sivily sy miaramila.

Olom-pirenena miisa 49 mianadahy no nahazo ny marim-pankasitrahana na ny mariboninahitra ka toy izao ny fitsinjarana tamin’izany:
- 02 Grands-officiers
- 06 Commandeurs
- 12 Officiers
- 24 Chevalier national
- 01 Chevalier de mérites
- 04 Alimo sy bronze04

Naharitra 4 ora teo eo ny lanonana, ary nofaranana tamin’ny fifampiarabana ho any ireo nahazo ny mariboninahitra, izay nataon’ny fianakaviana sy mpiara-miasa izay nanontrona manoloana ny faritra Antsinanana ny antoandro io ihany alohan’ny famonjen’ny tsirairay ny tokatrano misy azy avy.
 
(58) Anderson RAVO : 25-06-2014 - 18:15

  Vaksiny "AstraZeneca"
  Misokatra ho an'ny rehetra ny fanaovam-baksiny
  Mbola mitohy ny fanaovam-baksiny eny amin'ny faritra rehetra, nilaza moa ny Filoham-pirenena fa efa miparitaka manerana ny nosy izany, nomarihiny tsara fa tsy atao an-katerena ny fanaovana izany fa an-tsitra-po.
 
(224) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 10:30....Lire la suite

 

  CISCO Toamasina I
  Nizara DLM 221 isa
  Hoan'ny CISCO ny Toamasina voalohany dia efa nisy roa herinandro izay no niverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra rehetra na miakina na tsy miankina amin'ny fanjakana. Na izany aza anefa dia tsy tokony variana ny amin'ny fanarahana ireo fepetra sakana rehetra ny tsirairay.
 
(223) S.Lantomalala : 01-06-2021 - 09:30....Lire la suite

 

  Fetin'ny reny
  Niarahaba ny reny rehetra i Ramatoa vadin'ny ben'ny tanana
  Ny alahady 30 may 2021 no daty nankalazana ny fetin'ny reny. Niarahaba manokana ny reny rehetra i Ramatoa Mélise Rakotonirina vadin'ny ben'n tanana ny Toamasina voalohany.
 
(222) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 10:00....Lire la suite

 

  Lahatenin'ny Filoha
  Misokatra ny lalana manerana ny nosy
  Nanao valandresaka ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny omaly alahady 30 may 2021.
 
(221) S.Lantomalala : 31-05-2021 - 09:00....Lire la suite

 

Nom de l'image